Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 25 Aprily
HERINANDRON’NY 25 APRILY
Hira 108 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 3 § 1-3, efajoro p. 23-27 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Joba 33-37 (10 min.)
Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana (20 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana. “Ampiasao Izy Ireny fa Aza Avela Hitoby Fotsiny.” Lahateny. Ampahafantaro ny mpanatrika izay boky na gazety tranainy miangona ao amin’ny tahiry.
30 min: “Telo Andro Ahazoana Famelombelomana.” Fanontaniana sy valiny. Diniho koa ny “Fampahatsiahivana Momba ny Fivoriambe 2011.” Rehefa eo amin’ny fehintsoratra 5, dia asao ny mpiandraikitra ny fanompoana hanazava ny fandaharana nataon’ny fiangonana mba hizarana fanasana.
Hira 119 sy Vavaka