Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 11 Aprily
HERINANDRON’NY 11 APRILY
Hira 44 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 2 § 8-15 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Joba 21-27 (10 min.)
No. 1: Joba 25:1–26:14 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nahoana no Tsy Tokony Hivavahana ny Lakroa? (5 min.)
No. 3: I Jesosy Kristy Ihany ve no Mikaela Arkanjely?—rs p. 298 § 3–p. 299 § 1 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana. Ilazao ny mpanatrika hoe manao ahoana ny fizotran’ny fizarana ny fanasana amin’ny Fahatsiarovana.
10 min: Mamafaza Voa, ary Aza Atsahatra ny Tananao. (Mpito. 11:6) Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2011 (p. 171, feh. 1–p. 173, feh. 4). Asao ny mpanatrika hilaza ny soa noraisiny, aorian’ny fitantarana tsirairay.
10 min: Fitoriana An-taratasy. Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 71-73).
10 min: “Hisy Fitoriana Lehibe Amin’io.” Fanontaniana sy valiny.
Hira 8 sy Vavaka