Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 14 Martsa
HERINANDRON’NY 14 MARTSA
Hira 101 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 1 § 1-9, taratasy p. 2 (25 min.)
❑ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Joba 1-5 (10 min.)
No. 1: Joba 3:1-26 (4 min. na latsaka)
No. 2: Inona no Ianarantsika avy Amin’ireo Zanakavavin’i Zelofada?—Nom. 36:10-12 (5 min.)
No. 3: Andriamanitra ve i Jesosy Matoa Nahavita Fahagagana?—rs p. 296 § 1-3 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
15 min: Ny Fanompoana An’i Jehovah no Mampanan-karena. (Ohab. 10:22) Lahateny misy fiaraha-midinika, miorina amin’ny Diary 2010 (p. 225, feh. 1–p. 226, feh. 2; p. 227-228; p. 232, feh. 1–p. 233, feh. 2). Asaivo milaza izay fianarana noraisiny ny mpanatrika, isaky ny avy mandinika fitantarana iray.
15 min: “Asehoy ny Fankasitrahanao.” Fanontaniana sy valiny. Resaho izay fandaharana hataon’ny fiangonana mifandray amin’ny Fahatsiarovana.
Hira 8 sy Vavaka