Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 7 Martsa
HERINANDRON’NY 7 MARTSA
Hira 102 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
cf toko 18 § 19-23, efajoro p. 191 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Estera 6-10 (10 min.)
No. 1: Estera 7:1-10 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nivavaka Tamin’i Jesosy ve Ireo Niankohoka teo Anatrehany?—rs p. 295 § 3-5 (5 min.)
No. 3: Nahoana i Jesosy no Atao hoe Mpitarika Lehibe Indrindra sy Mpandavorary ny Finoantsika? —Heb. 12:2 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Mahaiza Mandresy Lahatra Rehefa Mampianatra. Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 255-257). Ataovy fampisehoana fohy ny hevitra iray na roa avy ao amin’ilay boky.
10 min: Ampiasao Tsara ny Taratasy Mivalona. Lahateny misy fiaraha-midinika. Lazao izay taratasy mivalona misy. Diniho hoe rahoviana izy ireny no azo ampiasaina, ary nahoana izy ireny no manaitra. Asao ny mpanatrika hilaza ny fomba nampiasany tsara ny taratasy mivalona. Asio fampisehoana iray na roa.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
Hira 35 sy Vavaka