Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 20 Desambra
HERINANDRON’NY 20 DESAMBRA
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 2 Tantara 20-24
No. 1: 2 Tantara 20:1-12
No. 2: Ahoana no Ianarana ny Fiteny Madio sy Hahaizana Azy Io? (Zef. 3:9)
No. 3: Tena Nisy ve i Jesosy Kristy? (rs p. 289 § 3–p. 290 § 3)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
15 min: Efa Nampihatra ve Ianao? Lahateny misy fiaraha-midinika. Fintino vetivety ireto lahatsoratra ireto: “Asehoy Dieny eo Am-pitoriana ny Fomba Fianarana Baiboly” sy “Ampio Hitory Ireo Vaovao” (km 5/10) ary “Ho Vitanao ny Hitory Tsy Ara-potoana” (km 8/10). Anontanio ny mpanatrika hoe inona no ezaka nataony mba hampiharana ireny torohevitra ireny, ary inona no soa noraisiny.
15 min: “Fomba Vaovao Hanombohana Fampianarana Baiboly.” Fanontaniana sy valiny. Alohan’ilay fiaraha-midinika, dia izarao an’ilay Tilikambo 1 Janoary 2011 izay mpitory tsy nitondra. Asio fampisehoana iray na roa amin’ny farany: Mpitory manomboka fampianarana amin’ny alalan’ilay lahatsoratra hoe “Ianaro ny Tenin’Andriamanitra.”