Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 13 Desambra
HERINANDRON’NY 13 DESAMBRA
□ Fianarana Baiboly:
cf toko 14 § 17-21, efajoro p. 149
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 2 Tantara 15-19
No. 1: 2 Tantara 15:8-19
No. 2: Raha Misy Milaza hoe: “Tokony ho Vavolombelon’i Jesosy, fa Tsy Vavolombelon’i Jehovah, ny Kristianina” (rs p. 416 § 3)
No. 3: Ahoana no Ampisehoana fa Mendrika Isika Rehefa Manompo An’i Jehovah?
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana. Ampirisiho ny rehetra hitondra Ny Tilikambo Fiambenana 1 Janoary 2011, amin’ny herinandro.
15 min: Sekolin’ny Fanompoana Amin’ny 2011. Lahateny ataon’ny mpiandraikitra ny sekoly. Mariho izay fanazavana mila asongadina ao amin’ilay fandaharana amin’ny 2011. Resaho koa ny andraikitry ny mpanome torohevitra mpanampy. Ampirisiho ny rehetra mba hazoto hanao ny anjarany, sy hitady hevitra misongadina ao amin’ny Baiboly, ary hampihatra ny torohevitra avy ao amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana.
15 min: “Ampiasao Foana Izy Io.” Fanontaniana sy valiny. Ataovy fampisehoana ny fanoloran-kevitra iray na roa.