Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 6 Desambra
HERINANDRON’NY 6 DESAMBRA
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 2 Tantara 10-14
No. 1: 2 Tantara 13:1-12
No. 2: Ahoana no Hiarovan’i Jehovah An’ireo Tsy Mivadika Aminy? (Sal. 37:28)
No. 3: Raha Misy Milaza hoe: “Nahoana Ianareo no Tsy Manao Asa Soa ho An’ny Fiaraha-monina?” (rs p. 415 § 3–p. 416 § 2)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Fampandrenesana. Asao ny mpanatrika hitantara ny zavatra nahafinaritra azy tamin’ny nametraka ilay bokikely hoe Voalazan’ny Baiboly, na nampiasa azy io hanombohana fampianarana Baiboly.
15 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Ahoana no Hanajana ny Hafa Rehefa Manompo? Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 190-192, feh. 2).