Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 29 Novambra
HERINANDRON’NY 29 NOVAMBRA
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 2 Tantara 6-9
No. 1: 2 Tantara 6:12-21
No. 2: Nahoana no Enjehina ny Vavolombelon’i Jehovah? (rs p. 415 § 1-2)
No. 3: Fomba ‘Handresena Foana ny Ratsy Amin’ny Tsara’ (Rom. 12:21)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: “Tena Ilaina ny Misaintsaina sy Mivavaka.” Fanontaniana sy valiny. Asao ny mpanatrika hilaza hoe isaky ny inona izy ireo no misaintsaina.
10 min: ‘Aoka Isika Hanolotra Fanatitra ho An’i Jehovah.’ Lahateny ataon’ny anti-panahy, miorina amin’ny Tilikambo Fiambenana 15 Novambra 2010, pejy 20-21.
10 min: Miomàna Hanolotra ny Gazety Amin’ny Desambra. Lahateny misy fiaraha-midinika. Resaho mandritra ny iray na roa minitra izay raketin’ireo gazety. Mifidiana lahatsoratra roa na telo, ary asao ny mpanatrika hilaza ny fanontaniana sy andinin-teny kasainy hampiasaina. Ataovy fampisehoana ny fomba hametrahana ny gazety tsirairay.