Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 15 Novambra
HERINANDRON’NY 15 NOVAMBRA
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Tantara 26-29
No. 1: 1 Tantara 29:10-19
No. 2: Nahoana no Nisy Niova ny Fampianaran’ny Vavolombelon’i Jehovah? (rs p. 413 § 3)
No. 3: Ho Lasa Kristianina ve ny Jiosy Rehetra?
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
20 min: “Inona no Hataonao eo Amin’ny Fiainana?”—Resaho vetivety ny fehintsoratra 1-2, ary diniho ireo fanontaniana eo amin’ny fehintsoratra 3-4. Rehefa mandinika ny fehintsoratra 3, dia asaivo misy mamaky ny andinin-teny roa eo amin’ny fanontaniana 4. Iaraho midinika ny fehintsoratra 8 ho famaranana. Ampirisiho kosa ny rehetra hijery ny “Fanadinadinana” sy “Fanampiny” ao amin’ilay DVD, ary samy handinika ny fehintsoratra 5-7 aoriana kely, angamba mandritra ny Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana.
10 min: Valin’ny Fanontanianareo. Lahateny ataon’ny anti-panahy.