Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 18 Oktobra
HERINANDRON’NY 18 OKTOBRA
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Tantara 8-11
No. 1: 1 Tantara 11:1-14
No. 2: Ahoana avy no Itenenan’ny Fanahy sy ny Ampakarina hoe “Avia”? (Apok. 22:17)
No. 3: Mino ve ny Vavolombelon’i Jehovah fa ny Fivavahany Ihany no Marina? (rs p. 411 § 4-5)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Ilaina ny Mijery ny Olona eo Amin’ny Masony Rehefa Mitory. Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 124, feh. 1–p. 125, feh. 4).
20 min: “Hanolotra Bokikely Vaovao Isika!” Fanontaniana sy valiny. Resaho vetivety izay raketin’ilay bokikely, rehefa eo amin’ny fehintsoratra 1. Aorian’ny fehintsoratra 2 sy 3, dia ataovy fampisehoana ireo soso-kevitra voalaza ao. Asio fampisehoana hafa aorian’ny fehintsoratra 4: Mpitory manomboka fampianarana Baiboly rehefa miverina mitsidika.