Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 13 Septambra
HERINANDRON’NY 13 SEPTAMBRA
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 2 Mpanjaka 16-18
No. 1: 2 Mpanjaka 17:1-11
No. 2: Ilay Jehovah ao Amin’ny “Testamenta Taloha” Ihany ve no Jesosy Kristy ao Amin’ny “Testamenta Vaovao”? (rs p. 288 § 2-5)
No. 3: Mampirisika Antsika Hino An’Andriamanitra ve ny Baiboly, na dia Tsy Misy Porofo Aza?
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Voninahitra ny Mitory ny Vaovao Tsara. Lahateny velombelona, miorina amin’ny boky Voalamina (p. 77, feh. 1–p. 78, feh. 2).
20 min: “Ampiasao Tsara ny Boky Fandresen-dahatra.” Fanontaniana sy valiny. Asio fampisehoana: 1) Aorian’ny fehintsoratra 2: Mpitory roa mitady fampidiran-dresaka ao amin’ilay boky. 2) Aorian’ny fehintsoratra 4: Mpitory manampy olona tsy vita soratra nefa miray trano. Ampirisiho ny rahalahy mba hanasongadina tsindraindray an’ireo lafiny mampiavaka an’ilay boky, rehefa mitarika fivoriana alohan’ny fanompoana.