Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Aprily
Tena mitahy ny asantsika i Jehovah satria nisy mpitory 23 101 sy mpisava lalana maharitra 3 030 teto Madagasikara, tamin’ny Aprily. Niisa 556 073 koa ny gazety voapetraka. Tampon’isa vaovao avokoa ireo. Tena mankasitraka ny ezaka nataonareo sy izay rehetra nafoinareo i Jehovah sy ny fandaminany.