Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 16 Aogositra
HERINANDRON’NY 16 AOGOSITRA
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 2 Mpanjaka 1-4
No. 1: 2 Mpanjaka 1:1-10
No. 2: Nahoana ny Harena no Tsy Hahafa-po Antsika Foana? (Mpito. 5:10)
No. 3: Baiboly Inona avy no Ahitana ny Anaran’Andriamanitra? (rs p. 282 § 3–p. 283 § 10)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Ampio ho Lasa Mpitory ny Olona Ampianarinao Baiboly. Lahateny miorina amin’ny boky Voalamina (p. 78, feh. 3–p. 80, feh. 9).
10 min: Asongadino ny Soa Azon’izay Mihaino ny Vaovao Tsara. Lahateny misy fiaraha-midinika, miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana, pejy 159. Asao ny mpanatrika hilaza hoe inona avy no zavatra mampanahy ny olona eny amin’ny faritany, ary ahoana no ampifanarahantsika ny fitoriantsika amin’izany.
10 min: “ ‘Sakafo Amin’ny Fotoana Mety.’ ” Fanontaniana sy valiny. Lazao ny datin’ny fivoriambe manokana raha efa fantatra.