Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 9 Aogositra
HERINANDRON’NY 9 AOGOSITRA
□ Fianarana Baiboly:
cf toko 8 § 18-22, efajoro p. 86
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Mpanjaka 21-22
No. 1: 1 Mpanjaka 22:1-12
No. 2: Lasa eo Ambany Fahefan’iza ny Olona Iray Te Hahaleo Tena sy Manahaka An’ity Tontolo Ity? (rs p. 130 § 1-2)
No. 3: Inona no Ianarantsika avy Amin’i Elia, Momba ny Vavaka? (Jak. 5:18)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Tsy Anisan’izao Tontolo Izao ny Tena Kristianina. Lahateny ataon’ny anti-panahy, miorina amin’ny boky Fitiavan’Andriamanitra, pejy 212-215.
10 min: Inona no Tanjonao eo Amin’ny Fanompoana? Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Voalamina, pejy 117, fehintsoratra 1 ka hatramin’ny faran’ilay toko. Asao ny mpanatrika hitantara ny fomba nanampian’ny ray aman-dreniny na olon-kafa azy, mba hanao tanjona ny hanompo manontolo andro.
10 min: “Fandaharana ho An’ny Mpitory.” Fanontaniana sy valiny. Lazao ny datin’ny fivoriamben’ny faritra raha efa fantatra. Asao ny mpanatrika hitantara ny soa noraisiny tamin’ny fivoriamben’ny faritra natrehiny farany.