FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 6/10 p. 3
  • Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
km 6/10 p. 3

Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana

Hodinihina amin’ny Sekolin’ny Fanompoana ireto fanontaniana ireto, ny herinandron’ny 28 Jona 2010. Hanao famerenana maharitra 20 minitra ny mpiandraikitra ny sekoly. Miorina amin’ny fanazavana tao amin’ireo anjara nanomboka ny herinandron’ny 3 Mey ka hatramin’ny 28 Jona 2010 izy io.

1. Nalahelo mafy i Davida rehefa maty i Abnera. Inona no ianarantsika avy amin’izany? (2 Sam. 3:31-34) [w06 15/7 p. 21, feh. 9-10; w05 15/5 p. 17, feh. 5]

2. Inona no tsy tokony hataontsika rehefa nanao fahadisoana isika? (2 Sam. 6:8, 9) [w05 15/5 p. 17, feh. 8]

3. Inona no fahadisoana nataon’i Natana mpaminany, nefa nahoana izy no tsy nolavin’i Jehovah? (2 Sam. 7:3) [rs p. 348, feh. 1]

4. Nahoana no azo lazaina hoe hatsaram-panahy feno fitiavana no nasehon’i Davida tamin’i Mefiboseta, ary ahoana no hanahafantsika izany? (2 Sam. 9:7) [w02 15/5 p. 19, feh. 5]

5. Inona no ianarantsika avy amin’ny fifandraisan’i Itahy Gatita sy Davida Mpanjaka? (2 Sam. 15:19-22) [w09 15/5 p. 27-28]

6. Rehefa jerena ny Soratra Masina, ahoana no ahalalantsika fa diso ny fiampangan’i Ziba an’i Mefiboseta? (2 Sam. 16:1-4) [w02 15/2 p. 14-15, feh. 11, f.a.p.]

7. Nasain’i Davida hipetraka tao an-dapany i Barzilay. Nahoana anefa no nomeny an’i Kimama izany tombontsoa izany? (2 Sam. 19:33-37) [w07 1/6 p. 24, feh. 13]

8. Nahoana no lazaina hoe nampisandratra an’i Davida ny fanetren-tenan’i Jehovah? (2 Sam. 22:36) [w07 1/11 p. 5, feh. 1; w04 1/11 p. 29]

9. Nahoana i Adonia no nitady handrombaka ny fanjakana, nefa i Davida mbola velona? (1 Mpanj. 1:5) [w05 1/7 p. 28, feh. 5]

10. Nahoana i Jehovah no namaly ny vavak’i Solomona, rehefa nangataka fahendrena sy fahaiza-manavaka izy? (1 Mpanj. 3:9) [w05 1/7 p. 30, feh. 1]

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara