Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 21 Jona
HERINANDRON’NY 21 JONA
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Mpanjaka 1-2
No. 1: 1 Mpanjaka 1:1-14
No. 2: Ahoana no Hiafaran’ireo Mivavaka Amin’ny Sary Masina? (rs p. 372 § 3-6)
No. 3: Nahoana ny Fankatoavana An’Andriamanitra no Mahasoa Sady Manatsara ny Fifandraisana Aminy?
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
15 min: Zavatra Atolotra Amin’ny Jolay. Lahateny misy fiaraha-midinika. Resaho vetivety ny hevitra azo asongadina ao amin’ilay zavatra atolotra. Asio fampisehoana iray na roa.
15 min: “Aoka Ianao ho Mailaka Hanasa Olona Hianatra Baiboly.” Fanontaniana sy valiny. Ataovy fampisehoana ny fomba azo ampiasana ny taratasy mivalona Hahafantatra ny Marina, mba hanombohana fampianarana Baiboly rehefa miverina mitsidika olona iray nandray ny zavatra atolotra amin’ny Jolay.