Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 14 Jona
HERINANDRON’NY 14 JONA
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 2 Samoela 22-24
No. 1: 2 Samoela 22:1-20
No. 2: Nahoana ny Lalàna no Azo Lazaina hoe Mpitaiza Nitarika ho Amin’i Kristy? (Gal. 3:24)
No. 3: Ahoana no Tokony Hiheverana ny Sary Masina Nankamasinintsika Taloha? (rs p. 371 § 5–372 § 2)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Inona no Zava-bitantsika? Lahateny misy fiaraha-midinika. Derao ny fiangonana tamin’ny ezaka nataony nandritra ny vanim-potoan’ny Fahatsiarovana, ary farito tsara izay zava-bita tamin’izay. Asao ny mpanatrika hitantara izay nahafinaritra azy, rehefa nanao mpisava lalana mpanampy.
10 min: Manampy ny Mpianatra Hampihatra Izay Ianarany ny Mpampianatra Mahay. Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 60).
10 min: “Tsotra ve ny Masonao?” Fanontaniana sy valiny.