Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 26 Aprily
HERINANDRON’NY 26 APRILY
□ Fianarana Baiboly:
cf toko 3 § 20-24, efajoro p. 34
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Samoela 26-31
Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
5 min: Miomàna Hanolotra ny Tilikambo sy Mifohaza! Asio fampisehoana aloha: Mpisava lalana manolotra Tilikambo na Mifohaza! Anontanio ny mpanatrika avy eo hoe inona no lahatsoratra sy fanontaniana ary andinin-teny tiany hampiasaina.
25 min: “Fotoana Mahafaly ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra.” Fanontaniana sy valiny. Raha ampy ny fotoana, dia resaho izay fampahatsiahivana tena ilaina ao amin’ilay “Fampahatsiahivana Momba ny Fivoriambe”, eo amin’ny pejy 6-7.