Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 12 Aprily
HERINANDRON’NY 12 APRILY
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Samoela 19-22
No. 1: 1 Samoela 21:1-9
No. 2: Ahoana no Tokony Hiheverantsika ny Zavatra Halan’i Jehovah? (Ohab. 6:16-19)
No. 3: Inona no Toro Lalana Tokony Harahina Momba ny Fankalazana Fety? (rs p. 204 § 1-4)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Ampirisiho Hieritreritra ny Mpihaino ary Miezaha Hanohina ny Fony. Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana, pejy 58 ka hatreo amin’ny lohatenikely eo amin ny pejy 60.
20 min: “Mahaiza Mandresy Lahatra Rehefa Mampianatra.” Fanontaniana sy valiny. Asio fampisehoana iray aorian’ny fehintsoratra faha-4: Mpisava lalana iray mampiseho ny fomba hanombohana fampianarana Baiboly amin’ny boky Ampianarina. Ampiasainy ny soso-kevitra ao amin’ilay lahatsoratra.