Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 1 Febroary
HERINANDRON’NY 1 FEBROARY
□ Fianarana Baiboly:
lv toko 16 § 9-14, efajoro p. 192-193
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Mpitsara 8-10
No. 1: Mpitsara 8:1-12
No. 2: Ampijalijalina Mandrakizay ve ny Ratsy Fanahy? (rs p. 30 § 1-3)
No. 3: Inona avy no Soa Raisintsika Rehefa Mahalala ny Marina Momba ny Maty?
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Miomàna Hanolotra ny Tilikambo sy ny Mifohaza! Resaho vetivety ny zavatra raketin’ireo gazety. Asio fampisehoana: Ankizy manomana ny fomba hanolorany gazety.
10 min: Fanombohana Fampianarana Baiboly. Lazao ny andro manaraka tokony hanasana ny olona hianatra Baiboly. Milazà fitantarana mampahery vitsivitsy, na anontanio ny mpiandraikitra ny fanompoana na mpitory za-draharaha iray hoe inona avy no fomba fampiseho hita hoe nandaitra teo amin’ny faritany. Asaivo ataony fampisehoana avy eo izay nampiasainy.
10 min: Mampiasà Zavatra Hita Maso Rehefa Mampianatra. Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 247, feh. 1–p. 248, feh. 1)