Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 18 Janoary
HERINANDRON’NY 18 JANOARY
□ Fianarana Baiboly:
lv toko 15 § 18-23, efajoro p. 180
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Mpitsara 1-4
No. 1: Mpitsara 2:11-23
No. 2: Fomba Hamaliana ny Olona Milaza hoe: ‘Zoko ny Mifidy Izay Tiako Hatao Amin’ny Vatako’ (rs p. 159 § 2)
No. 3: Tsy Namorona ny Devoly Andriamanitra
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
15 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
15 min: Valin’ny Fanontanianareo. Lahateny misy fiaraha-midinika. Vakio sy iaraho midinika ny andinin-teny voatonona.