Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 11 Janoary
HERINANDRON’NY 11 JANOARY
□ Fianarana Baiboly:
lv toko 15 § 10-17, efajoro p. 177
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Josoa 21-24
No. 1: Josoa 24:1-13
No. 2: Tsy Miraharaha ny Olona sy Mafy Fo ve Andriamanitra?
No. 3: Nahoana no Tsy Azo Atao ny Manala Zaza? (rs p. 158 § 1–p. 159 § 1)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
15 min: Asehoy Amin’ny Olona Ampianarinao ny Fomba Fianatra. Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 28-31), eo ambanin’ilay lohatenikely hoe “Ny fomba fianatra.” Atombohy amin’ny fampisehoana: Mampiasa ny pejy 7 amin’ny boky Ampianarina ny mpitory efa za-draharaha iray mba hampisehoana ny fomba fanomanana ny fianarana.
15 min: “ ‘Tsy Mahay Mitory Aho!’ ” Fanontaniana sy valiny. Manadinadìna mpitory iray aorian’ny fehintsoratra 4. Anontanio, ohatra, izy hoe: ‘Inona avy no tsy maintsy noresenao mba hahatonga anao ho mpitory mahita vokatra? Inona avy no nanampy anao ho lasa mpitory mahay sy mazoto?’