Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 30 Novambra
HERINANDRON’NY 30 NOVAMBRA
□ Fianarana Baiboly:
lv toko 13 § 5-15, efajoro p. 150
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Deoteronomia 32-34
No. 1: Deoteronomia 32:1-21
No. 2: Inona ‘Ilay Andro Lehiben’i Jehovah’? (Zef. 1:14)
No. 3: Iza avy no Rahalahy sy Anabavintsika? (lr toko 43)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Zavatra Atolotra Amin’ny Desambra. Fampisehoana: Manomana ny fomba ametrahana an’ilay boky ny fianakaviana iray. Mampiseho ny fomba ametrahany an’ilay boky ilay raim-pianakaviana. Manolo-tena hampiseho ny fomba anaovany izany kosa, avy eo, ny iray amin’ny ankohonany.
10 min: “Vavolombelona Foana Isika.” Fanontaniana sy valiny.
10 min: Valin’ny Fanontanianareo. Lahateny misy fiaraha-midinika.