Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 23 Novambra
HERINANDRON’NY 23 NOVAMBRA
□ Fianarana Baiboly:
lv toko 13 § 1-4, efajoro p. 148-149, 158-159
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Deoteronomia 28-31
No. 1: Deoteronomia 30:1-14
No. 2: Nahoana Isika no Mila Miasa? (lr toko 42)
No. 3: Inona no Fanantenana ho An’ny “Vahoaka Be”, Araka ny Baiboly? (rs p. 327 § 3-5)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
20 min: “Fitoriana Amin’ireo Miteny Vahiny.” Fanontaniana sy valiny. Asio fampisehoana iray aorian’ny fandinihana ny fehintsoratra 4: Mitory amin’ny olona miteny vahiny ny mpitory iray, ary mampihatra ny voalazan’ilay fehintsoratra. [Raha tsy misy olona miteny vahiny ao amin’ny faritaninareo, dia asio lahateny 10 minitra miorina amin’ilay lahatsoratra hoe “Te Hahazo Tombontsoam-panompoana Indray ve Ianao?” (w 15/8/09 p. 30). Anti-panahy hafa no hanao ny 10 minitra manaraka. Lahateny miorina amin’ilay lahatsoratra hoe “Mizara Andraikitra ve Ianao?” (w 15/6/09 p. 28).]