Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 16 Novambra
HERINANDRON’NY 16 NOVAMBRA
□ Fianarana Baiboly:
lv toko 12 § 15-22, efajoro p. 140
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Deoteronomia 23-27
No. 1: Deoteronomia 25:1-16
No. 2: Ankizy Mampifaly An’Andriamanitra (lr toko 41)
No. 3: Inona avy no Zavatra Tokony Hoheverintsika ho Masina?
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Mahaiza Mamanta-javatra sy Manohina ny Fo. Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 258, feh. 1–p. 259, feh. 3).
10 min: Tariho ho ao Amin’ny Fandaminan’i Jehovah ny Olona Liana. Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Voalamina (p. 99, feh. 2-4). Asio fampisehoana fohy iray, ahitana ny fomba hampiharana ny hevitra iray voalaza ao.
10 min: “Aoka Ianareo Harehitry ny Fanahy.” Fanontaniana sy valiny.