Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 9 Novambra
HERINANDRON’NY 9 NOVAMBRA
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Deoteronomia 19-22
No. 1: Deoteronomia 22:1-19
No. 2: Ahoana no Hampifaliana An’Andriamanitra? (lr toko 40)
No. 3: Jiosy Daholo ve Ireo 144 000? (rs p. 326 § 5–p. 327 § 2)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Ny Andraikitsika Amin’ny Fanelezana Boky Aman-gazety. Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Voalamina (p. 133, feh. 1-3). Asongadino fa andraikitry ny mpitory tsirairay ny mitandrina mba tsy ho verivery fotsiny ny boky sy gazety.
20 min: “Rahoviana no Tokony Hotsidihina ny Olona Liana?” Fanontaniana sy valiny. Fampisehoana: Mpitory miverina mitsidika, ary miezaka ny hanomboka fampianarana Baiboly.