Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 7 Septambra
HERINANDRON’NY 7 SEPTAMBRA
□ Fianarana Baiboly:
lv toko 9 § 22-26, efajoro p. 109, fanazavana fanampiny p. 218-219
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Nomery 22-25
No. 1: Nomery 22:20-35
No. 2: Ahoana no Niarovana An’i Jesosy? (lr toko 32)
No. 3: Inona no Dikan’ny Teny ao Amin’ny 1 Petera 4:6? (rs p. 323 § 4)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Famaliana Fanontaniana Momba ny Andro Farany. Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Fanjohian-kevitra (p. 51, feh. 2–p. 52, feh. 4). Ataovy fampisehoana fohy ny iray amin’ireo soso-kevitra omena.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Fomba Mahomby Itadiavana An’ireo Mendrika. Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Voalamina (p. 95, feh. 3–p. 96, feh. 3). Asao ny mpanatrika hitantara na hanao fampisehoana ny zava-nitranga iray na roa nahafinaritra azy, tamin’izy nitory tamin’ny fomba hafa ankoatra ny isan-trano.