Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 10 Aogositra
HERINANDRON’NY 10 AOGOSITRA
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Nomery 7-9
No. 1: Nomery 9:1-14
No. 2: Mampifaly An’Andriamanitra ve ny Fety Rehetra? (lr toko 29)
No. 3: Ahoana no Anehoantsika fa Tsy Mivadika Amin’i Jehovah Isika?
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Zavatra Atolotra Amin’ny Aogositra. Azo atao fampisehoana izay fomba fitory nandaitra teo an-toerana. Asehoy koa izay fomba azo ampiasana bokikely rehefa manolotra fampianarana Baiboly.
10 min: Hazavao ny Amin’ilay Fanjakana. Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 280, feh. 1–p. 281, feh. 2).
10 min: “Fandaharan’ny Fivoriambe Manokana Iray Andro Amin’ny 2010.” Fanontaniana sy valiny.