Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 15 Jona
HERINANDRON’NY 15 JONA
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Levitikosy 6-9
No. 1: Levitikosy 8:1-17
No. 2: ‘Mino ny Fanasitranana ve Ianao?’ (rs p. 177 § 5-6)
No. 3: Nahoana no Ratsy ny Mandainga? (lr toko 22)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Torio ny Vaovao Tsara. Lahateny mampahery miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 279, feh. 1-4).
10 min: Valin’ny Fanontanianareo. Ataovy lahateny misy fiaraha-midinika ny fanontaniana voalohany. Ampahatsiahivo ny mpanatrika hijery ny Valin’ny Fanontanianareo ao amin’ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana Martsa 2009. Azon’izy ireo atao kosa ny mandinika ny fanontaniana faharoa any an-trano.
10 min: “Manomàna Tsara Rehefa Hampianatra.” Fanontaniana sy valiny.