Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 25 Mey
HERINANDRON’NY 25 MEY
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Eksodosy 34-37
No. 1: Eksodosy 37:1-24
No. 2: Mety ve ny Miady? (lr toko 19)
No. 3: Inona no Atao hoe Milefitra Loatra, ary Nahoana Isika no Tsy Tokony Hanao Izany?
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Ny Filazana An’i Jesosy. Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana, pejy 275 hatreo amin’ny fehintsoratra voalohany eo amin’ny pejy 276.
10 min: “Ampiasao Tsara ny Bokintsika.” Fanontaniana sy valiny. Lazao hoe firy ny boky sy gazety hafaran’ny fiangonana, ary firy no tena voapetraka, araka ny tatitra azo.