Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 4 Mey
HERINANDRON’NY 4 MEY
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Eksodosy 23-26
No. 1: Eksodosy 24:1-18
No. 2: Inona no Tena Sarobidy? (lr toko 16)
No. 3: Ahoana no Amantarana ny Tena Kristianina? (rs p. 174 § 5–p. 175 § 4)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
15 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
15 min: Nahoana no Ilaina ny Maneho Fiheverana Manokana ny Hafa? Fiaraha-midinika miorina amin’ny Matio 8:2, 3 sy Lioka 7:11-15. Nahoana no mora amin’ny olona ny mihaino antsika, rehefa maneho fiheverana manokana azy isika? Ahoana no ahalalantsika izay mahaliana sy mampanahy ny olona itoriantsika? Rehefa mitory, ahoana no azontsika anehoana fiheverana manokana ny zokiolona, tanora, mpianatry ny oniversite, ray na reny, olona marary na nidonam-pahoriana?