Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Madagasikara
Faly isika nahazo tampon’isa vaovao, tamin’ny volana Septambra. Nahatratra 2 625 ny mpisava lalana maharitra ary 20 172 ny mpitory, izany hoe mpisava lalana maharitra 1 isaky ny mpitory 8 eo ho eo. Nahapetraka boky 31 001 isika, ary tampon’isa koa izany.