FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 6/08 p. 3
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2008
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2008
km 6/08 p. 3

Fampandrenesana

◼ Jona: Mivavaha Amin’ilay Hany Andriamanitra Marina. Jolay sy Aogositra: Iray amin’ireto bokikely 32 pejy ireto: Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao!, Boky Iray ho An’ny Olona Rehetra, Efa Hitanao ve ny Lalana Mankany Amin’ny Fiainana Mandrakizay?, Miambena Hatrany!, Mifalia Amin’ny Fiainana eto An-tany Mandrakizay!, Ny Anaran’Andriamanitra Izay Haharitra Mandrakizay, Ny Fanahin’ireo Maty—Afaka Manampy Anao ve Izy Ireo sa Afaka Manisy Ratsy Anao? Tena Misy Tokoa ve Izy Ireo?, Rehefa Nodimandry ny Olona Iray Tianao, ary Tena Miahy Antsika ve Andriamanitra? Septambra: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Manaova ezaka manokana mba hanombohana fampianarana Baiboly rehefa mitory. Raha efa manana an’io boky io ilay olona, dia asehoy azy vetivety ny fomba fianarana Baiboly amin’ny alalan’izy io.

◼ Tsy hisy taratasy fanasana hozaraina momba ny fivoriamben’ny vondrom-paritra 2008. Tsy ho ela anefa, dia hisy fandaharana lehibe hatao maneran-tany. Halefanay ao aoriana kely ny tsipiriany momba izany.

◼ Misy faran’ny herinandro dimy amin’ny Aogositra, ka tena tsara hanaovana ny asan’ny mpisava lalana mpanampy.

◼ Tokony hanamarina ny kaontin’ny fiangonana nandritra ny volana Martsa sy Aprily ary Mey ny rahalahy iray tendren’ny mpiandraikitra mpitantan-draharaha. Rehefa vita ilay izy, dia ampandreneso ny fiangonana, aorian’ny famakiana ny tatitra momba ny kaonty fanao isam-bolana.—Jereo ny Toromarika Momba ny Fanaovana ny Kaontin’ny Fiangonana (S-27).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara