FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 4/08 p. 2
  • Fivoriana Momba ny Fanompoana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fivoriana Momba ny Fanompoana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2008
  • Lohatenikely
  • Herinandron’ny 14 Aprily
  • Herinandron’ny 21 Aprily
  • Herinandron’ny 28 Aprily
  • Herinandron’ny 5 Mey
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2008
km 4/08 p. 2

Fivoriana Momba ny Fanompoana

Herinandron’ny 14 Aprily

Hira 183, Hira 42

10 min: Fampandrenesana eo an-toerana sy Fampandrenesana sasany eo amin’ny pejy 2. Manaova fampisehoana roa miorina amin’ny fanoloran-kevitra eo amin’ny pejy 8, mba hametrahana Ny Tilikambo Fiambenana 1 Martsa sy ny Mifohaza! Martsa.

15 min: “Asehoy fa Mahay Misaotra Ianareo.”a Asao ny mpanatrika hanazava ireo andinin-teny voatonona, raha ampy ny fotoana.

20 min: “Ampionòny ny Malahelo.”b Asao ny mpanatrika hitantara ny zavatra nataony, mba hampiononana olona vao nidonam-pahoriana.

Herinandron’ny 21 Aprily

Hira 171, Hira 197

10 min: Fampandrenesana. Vakio ny tatitra momba ny kaonty ary ankasitraho ireo fanomezana. Ampahatsiahivo ny mpanatrika mba hitondra Ny Tilikambo Fiambenana 1 Aprily sy ny Mifohaza! Aprily, amin’ny Fivoriana Momba ny Fanompoana amin’ny herinandro. Ampirisiho koa izy ireo hitady fomba azo anolorana an’ireo gazety ireo.

10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.

25 min: “Afaka ny ho Mpisava Lalana ve Ianao?”c Ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Ampirisiho ny rehetra handinika raha afaka manao an’io asa io.

Herinandron’ny 28 Aprily

Hira 55, Hira 65

15 min: Fampandrenesana. Ampahatsiahivo ny mpitory mba hamerina ny tatitra momba ny fanompoana Aprily. Resaho vetivety ny zavatra raketin’ny Tilikambo Fiambenana 1 Aprily sy ny Mifohaza! Aprily. Anontanio ny mpanatrika hoe: ‘Inona no lahatsoratra mety hahaliana ny olona eny amin’ny faritanintsika, ary nahoana? Ahoana no azo anolorana an’ireo gazety? Inona no fanontaniana azo anombohan-dresaka? Andinin-teny inona ao amin’ilay lahatsoratra no tsara hovakina? Ahoana no hampifandraisana ilay andinin-teny amin’ilay lahatsoratra?’ Asio fampisehoana avy eo, ka ampiasao ny fanoloran-kevitra ao amin’ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana na izay noresahin’ny mpanatrika.

10 min: Valin’ny Fanontanianareo. Fiaraha-midinika amin’ny mpanatrika.

20 min: “‘Araho Tsara ny Dian’i Kristy.’”d Asao ny mpanatrika hanazava ireo andinin-teny voatonona, raha ampy ny fotoana.

Herinandron’ny 5 Mey

Hira 217, Hira 11

10 min: Fampandrenesana.

15 min: Tsy Handao Anao Mihitsy i Jehovah. Lahateny mampahery miorina amin’ny Tilikambo Fiambenana 15 Oktobra 2005, pejy 8-11.

20 min: “Manaova Fandrosoana Hatrany.”e Rehefa eo amin’ny fehintsoratra 3, dia miresaha hevitra avy ao amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana pejy 6-8, eo ambanin’ny lohatenikely hoe “Ny fomba handraisan-tsoa feno.”

[Fanamarihana ambany pejy]

a Fero tsy hihoatra ny iray minitra ny teny fampidirana, ary asio fiaraha-midinika amin’ny mpanatrika avy eo.

b Fero tsy hihoatra ny iray minitra ny teny fampidirana, ary asio fiaraha-midinika amin’ny mpanatrika avy eo.

c Fero tsy hihoatra ny iray minitra ny teny fampidirana, ary asio fiaraha-midinika amin’ny mpanatrika avy eo.

d Fero tsy hihoatra ny iray minitra ny teny fampidirana, ary asio fiaraha-midinika amin’ny mpanatrika avy eo.

e Fero tsy hihoatra ny iray minitra ny teny fampidirana, ary asio fiaraha-midinika amin’ny mpanatrika avy eo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara