FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 9/06 p. 7
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
km 9/06 p. 7

Fampandrenesana

◼ Septambra: Boky Ampianarina. Hanao ezaka manokana isika, mba hanombohana fampianarana Baiboly amin’ny fitoriana voalohany. Tokony hotsidihina ireo rehetra nametrahana boky, ary ataovy tanjona ny hanomboka fampianarana Baiboly. Oktobra: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Atolory ny bokikely Miambena Hatrany! raha liana ilay olona, mba hanampiana azy ho liana kokoa amin’ny Baiboly. Novambra: Mianara Amin’ilay Mpampianatra Lehibe. Taratasy mivalona Tianao ve ny Hahafantatra Tsara ny Baiboly? no atolotra ho an’ireo tsy manan-janaka, na taratasy mivalona hafa mifanentana aminy. Desambra: Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany. Azo atolotra koa Ny Baiboly—Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona? sy Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly.

◼ Ampahatsiahivina ireo anti-panahy, mba hanaraka ireo toromarika ao amin’ny Tilikambo Fiambenana 15 Jolay 1991, pejy 21-23, momba ireo olona voaroaka na niala an-tsitrapo izay mety haniry horaisina indray.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara