Fomba Fanolorana Gazety
Ny Tilikambo Fiambenana 1 Des.
“Tsy manam-bola ny ankamaroan’ny olona ankehitriny. Na ny fivavahana koa aza mba tsy manana, ka vao mainka mangata-bola foana. Tsy mampieritreritra anao ve izany? [Avelao izy hamaly, ary vakio avy eo ny 1 Tesaloniana 2:9.] Miresaka ny hevitry ny Baiboly momba izany ity Tilikambo Fiambenana ity.”