FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 12/02 p. 6
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
km 12/02 p. 6

Fomba Fanolorana Gazety

Mifohaza! 8 Des.

“Mino ve ianao fa afaka hitondra fiadanana maneran-tany ny vavaky ny mpitondra fivavahana na ny olon-kafa? [Avelao izy hamaly.] Mampanantena ny Baiboly fa hisy fiadanana maneran-tany. [Vakio ny Isaia 9:5, 6.] Voamarikao ve fa hisy mpanjaka hitondra fiadanana eto an-tany? Resahin’ity Mifohaza! ity hoe iza izany mpanjaka izany ary ahoana no hitondrany tena fiadanana.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara