FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 8/01 p. 2
  • Vaovao Farany

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Farany
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2001
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2001
km 8/01 p. 2

Vaovao Farany

◼ Nahatratra 11 405 ny tampon’isa vaovaon’ny mpitory tamin’ny Martsa 2001. Mampiseho fitomboana 6 isan-jato izany, raha oharina amin’ny salanisa tamin’ny taon-dasa. Io no tampon’isa fahatelo nisesy amin’ny isan’ny mpitory.

◼ Notokanana tamin’ny asabotsy 14 Aprily 2001 ny Efitrano Fivoriambe any Toamasina. Nisy rahalahy sy anabavy 380 nanatrika ilay Fandaharam-pitokanana.

◼ Notokanana tamin’ny asabotsy 28 Aprily 2001 ny Efitrano Fivoriambe any Antsirabe. Nisy rahalahy sy anabavy 887 nanatrika ilay Fandaharam-pitokanana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara