FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 2/00 p. 7
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2000
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2000
km 2/00 p. 7

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Febroary: Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana. Martsa: Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay. Hanao ezaka manokana isika mba hanombohana fampianarana Baiboly. Aprily sy May: Gazety Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Manàna bokikely Takina, mba homena ny olona liana ary miezaha hanomboka fampianarana Baiboly.

◼ Manomboka amin’ny herinandron’ny 17 Aprily 2000, dia hianatra ny boky Diniho ny Faminanian’i Daniela! isika, any amin’ny Fianarana ny Bokin’ny Kôngregasiôna.

◼ Tokony handinika ny asan’ny mpisava lalana maharitra rehetra ny mpitan-tsoratra sy ny mpiandraikitra ny fanompoana. Raha misy sahirana manatratra ny ora takina aminy, ireo loholona dia tokony handamina ny hanomezana azy fanampiana. Mba hahitana hevitra, dia jereo indray ny taratasin’ny Fikambanana S-201 mitondra ny datin’ny 1 Oktobra. Jereo koa ny fehintsoratra 12-20, eo amin’ny pejy 4 sy 5 amin’Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana Oktobra 1986.

◼ Amin’ny asabotsy 13 May 2000, dia hikatona ny Betela eto Antananarivo, noho ny fanaovana ny fanadiovana mahazatra alohan’ny ririnina. Tsy hisy fitsidihana ny toerana, na fizarana zavatra vita an-tsoratra amin’io andro io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara