FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/99 p. 2-3
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1999
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1999
km 11/99 p. 2-3

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Novambra: Inona no Takin’Andriamanitra Amintsika? na Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay. Desambra: Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay. Janoary: Na iza na iza amin’ny boky 192 pejy, natonta talohan’ny 1986, izay mety hananan’ny kôngregasiôna ao amin’ny tahiry. Ny kôngregasiôna izay tsy manana boky toy izany ao amin’ny tahiriny dia afaka manolotra ny boky La vie: comment est-elle apparue? Évolution ou création?, na ny boky Azonao Atao ny Hiaina Mandrakizay ao Amin’ny Paradisa eto An-tany, na bokikely. Febroary: Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana.

◼ Ny kôngregasiôna dia tokony hanomboka hanafatra ny Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2000, miaraka amin’ny fanafarany zavatra vita an-tsoratra ho an’ny Novambra. Hisy amin’ny teny anglisy sy frantsay ary malagasy io Diary io. Mandra-pahatongan’ny Diary sy mandra-pahazoanareo azy, dia hisy soratra hoe “Halefanay Aoriana Kely” eo amin’ny faktioran’ny kôngregasiôna. Zavatra hafarana manokana ny Diary.

◼ Ny mpiandraikitra mpitantan-draharaha dia tokony hiantso an-telefaonina ny Fikambanana, raha tsy mahazo Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana ho an’ny kôngregasiôna izy, hatramin’ny faha-20-n’ilay volana mialoha ny daty nivoahany.

◼ Zavatra vita an-tsoratra vaovao misy amin’ny fiteny malagasy: Diniho ny Faminanian’i Daniela!, taratasy mivalona T-23: Iza moa i Jehovah?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara