Fianarana ny Bokin’ny Kongregasiona
Fandaharana amin’ny fianaran’ny kongregasiona ny boky Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany.
7 Jolay: Toko 112-113
14 Jolay: Toko 114-115
21 Jolay: Toko 116 hatreo amin’ny lohatenikely hoe “Fananarana fanampiny talohan’ny hiaingana”
28 Jolay: Toko 116 manomboka eo amin’ny lohatenikely hoe “Fananarana fanampiny talohan’ny hiaingana” ka hatramin’ny faran’ny toko