FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 4/97 p. 7
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1997
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1997
km 4/97 p. 7

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Aprily sy May: Gazety Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! amin’ny asabotsy, ary ny bokikely Inona no Takin’Andriamanitra Amintsika? amin’ny andro hafa amin’ny herinandro. Jona: Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay. Miezaha mafy hanomboka fampianarana Baiboly. Jolay sy Aogositra: Na iza na iza amin’ireto bokikely 32 pejy ireto: “Indro, Havaoziko ny Zavatra Rehetra”, Inona no Zava-kendren’ny Fiainana? — Ahoana no Mety Hahitana Azy Io?, Ny Anaran’Andriamanitra Izay Haharitra Mandrakizay, Ny Fanahin’ireo Maty, Rehefa Nody Mandry ny Olona Iray Tianao, ary Tokony Hino ny Trinite ve Ianao?

◼ Ireo izay mifandray amin’ny kongregasiona iray dia tokony handefa ny taratasy famandrihana amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana sy ny Mifohaza! rehetra, na vaovao na fanavaozana, anisan’izany ny famandrihan’ny tenany manokana, amin’ny alalan’ny kongregasiona.

◼ Ny Fikambanana dia tsy mikarakara ny fanafarana zavatra vita an-tsoratra alefan’ny mpitory isam-batan’olona. Ny mpiandraikitra mpitari-draharaha dia tokony hampanao fampandrenesana isam-bolana, alohan’ny handefasan’ny kongregasiona ny fanafarany zavatra vita an-tsoratra isam-bolana atỳ amin’ny Fikambanana. Amin’izay, izay rehetra maniry hanafatra zavatra vita an-tsoratra ho an’ny tenany dia hampahafantatra izany amin’ilay rahalahy mpikarakara ny boky. Tadidio hoe zavatra vita an-tsoratra inona avy no anisan’ireo zavatra hafarana manokana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara