FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 10/94 p. 7
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
km 10/94 p. 7

Fampandrenesana

◼ Zavatra vita an-tsoratra atolotra mandritra ny Oktobra: Famandrihana amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana sy Réveillez-vous! no hatolotra. Novambra: Ny Fahatanoranao — Ny Fomba Handraisan-tsoa Be Indrindra avy Amin’izany. Desambra: Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany. Janoary: Ny Fahatanoranao — Ny Fomba Handraisan-tsoa Be Indrindra avy Amin’izany. FANAMARIHANA: Ireo kongregasiona izay hila an’ireo zavatra hatolotra eny amin’ny asa fanompoana voalaza eo ambony ireo dia tokony hanafatra azy ireo amin’ny Taratasy Fanafarana Zavatra Vita An-tsoratra (S-AB-14) halefany manaraka.

◼ Ny takelaka fanampiny amin’itỳ Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana itỳ dia ny “Fandaharana Amin’ny Sekolin’ny Fanompoana Teokratika Amin’ny 1995”. Tokony hotahirizintsika mba hahafahantsika hijery azy mandritra ny taona 1995 manontolo izy io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara