Gazety Fianarana
APRILY 2019
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 3-30 JONA 2019
© 2018 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Nihaona tamin’ny mpianany i Jesosy rehefa avy natsangana tamin’ny maty, ary nandidy azy ireo hoe: “Mandehana ... ataovy mpianatra ny olona” (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 14, fehintsoratra 1)