Azo Jerena Ao Amin’ny JW.ORG:
NISY NAMORONA VE?
Ny Fahaizan’ny Lalitra Manidina
Afaka mivily tampoka ao anatin’ny ampahan-tsegondra ny lalitra mpihinam-boankazo. Ahoana no ahaizan’io bibikely io manao an’izany?
(Midira ao amin’ny FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > SIANSA & BAIBOLY.)
MANOVA OLONA NY BAIBOLY
Hoatran’ny hoe Nahazo An’izay Rehetra Niriko Aho!
Mbola tanora i Stéphane dia efa nalaza sy nanankarena. Mbola nahatsapa ihany anefa izy hoe nisy banga ny fiainany. Tena sambatra kosa izy izao! Ahoana no nataony?
(Midira ao amin’ny FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > FIADANAN-TSAINA & FAHASAMBARANA.)