Gazety Fianarana
JONA 2018
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 6 AOGOSITRA–2 SEPTAMBRA 2018
© 2018 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
SARY EO AMIN’NY FONONY:
OROGOAY
Anabavy roa mitory hafatra tena ilaina amin’ny lehilahy iray tompona fivarotana any Montevideo, renivohitra
MPITORY
11 711
MPIANATRA BAIBOLY
9 001
MPANATRIKA NY FAHATSIAROVANA (2017)
23 426
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Midira ao amin’ny www.jw.org/mg, raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.