FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w18 Martsa p. 2
  • Loha Hevitra Ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra Ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2018
  • Lohatenikely
  • 19 Tantaram-piainana: Tsy Nanary Ahy Mihitsy i Jehovah!
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2018
w18 Martsa p. 2

Loha Hevitra Ato Anatiny

30 APRILY–6 MEY 2018

3 Mila Atao Batisa Izay Te ho Kristianina

7-13 MEY 2018

8 Ampio ny Zanakao mba Ho Lasa Vita Batisa

Inona no tokony ho tanjontsika rehefa mampianatra Baiboly? Nahoana no tsy mety ny mangataka andro vao hatao batisa? Nahoana no asain’ny ray aman-dreny sasany miandry aloha ny zanany vao hatao batisa? Hamaly an’izany sy hamaly fanontaniana hafa ireo lahatsoratra ireo.

13 Fanontanian’ny Mpamaky

14-20 MEY 2018

14 Mahafinaritra Sady Tena Ilaina ny hoe Tia Mandray Vahiny

Hoy ny apostoly Petera tamin’ny Kristianina voalohany: “Aoka ianareo ho tia mandray vahiny ka hifaneho izany toetra izany.” (1 Pet. 4:9) Nahoana isika no tena mila mampihatra an’izany koa? Inona, ohatra, no azontsika atao? Inona no tokony hataontsika rehefa misy manasa isika? Hovaliana ao izany.

19 Tantaram-piainana: Tsy Nanary Ahy Mihitsy i Jehovah!

21-27 MEY 2018

23 Tia Antsika i Jehovah Matoa Mananatra Antsika

28 MEY–3 JONA 2018

28 “Mihainoa Anatra, ka Hendre”

Ho hitantsika ao amin’ireo lahatsoratra ireo fa tena tia antsika i Jehovah matoa mananatra antsika. Hovaliana ao ireto: Ahoana no fomba ananarany antsika? Inona no tokony hataontsika rehefa anariny isika? Inona no hanampy antsika hanitsy ny tenantsika?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara