Gazety Fianarana
OKTOBRA 2016
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 28 NOVAMBRA–25 DESAMBRA 2016
© 2016 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
SARY EO AMIN’NY FONONY:
LUXEMBOURG
Rahalahy mitory eny amin’ny faritany be toeram-piasana. Mitory amin’ny lehilahy iray mpanamboatra fiara izy ireo, ary mampiasa an’ilay taratasy mivalona hoe Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly?
MPONINA
562 958
MPITORY
2 058
MPANATRIKA NY FAHATSIAROVANA (2015)
3 895
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Midira ao amin’ny www.jw.org/mg, raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.