FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w15 15/11 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • LAHATSORATRA FIANARANA
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
w15 15/11 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Novambra 2015

© 2015 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

28 DESAMBRA 2015–3 JANOARY 2016

Ampio ho Lasa Mpanompon’i Jehovah ny Zanakao, Fizarana 1

PEJY 3

4-10 JANOARY 2016

Ampio ho Lasa Mpanompon’i Jehovah ny Zanakao, Fizarana 2

PEJY 8

11-17 JANOARY 2016

Andriamanitra Fitiavana i Jehovah

PEJY 16

18-24 JANOARY 2016

‘Tia ny Namanao Tahaka ny Tenanao’ ve Ianao?

PEJY 21

25-31 JANOARY 2016

Zato Taona Izay no Nitondra Ilay Fanjakana

PEJY 26

LAHATSORATRA FIANARANA

▪ Ampio ho Lasa Mpanompon’i Jehovah ny Zanakao, Fizarana 1

▪ Ampio ho Lasa Mpanompon’i Jehovah ny Zanakao, Fizarana 2

Mila mampiofana ny zanakao hanompo an’i Jehovah ianao. I Jehovah no nanome anao an’izany andraikitra lehibe izany. Tsy mora anefa ilay izy. Resahin’ireo lahatsoratra ireo hoe ho vitanao izany, raha be fitiavana sy manetry tena ary mahay mandinika toa an’i Jesosy ianao.

▪ Andriamanitra Fitiavana i Jehovah

▪ ‘Tia ny Namanao Tahaka ny Tenanao’ ve Ianao?

Asongadin’ilay lahatsoratra voalohany fa Andriamanitra fitiavana i Jehovah. Hazavaina ao koa hoe ahoana no nampisehoany fa tiany ny olombelona. Ilay faharoa kosa manazava hoe ahoana no anaporofoan’ny mpanompon’i Jehovah fa tia namana izy ireo.

▪ Zato Taona Izay no Nitondra Ilay Fanjakana

Resahin’io lahatsoratra io izay nataontsika mba hitoriana ny vaovao tsara tato anatin’ny zato taona nitondran’ilay Fanjakana. Inona avy ny fitaovana sy fomba nampiasaintsika tamin’izany? Inona koa no fampiofanana azontsika?

HO HITANAO ATO KOA

13 Fanontanian’ny Mpamaky

14 Tahafo i Jehovah ka Miezaha ho Tia Manome

31 Fantaro ny Tantarantsika

FONONY: Mpiandraikitra ny faritra sy mpisava lalana manokana mandeha sambo, any Amazonia. Faly izy ireo mitory ny vaovao tsara any amin’ireo tanàna mitokana eny amoron’ny Reniranon’i Amazone sy ny manodidina

BREZILA

MPONINA

203 067 835

MPITORY

794 766

MPISAVA LALANA

84 550

MPANATRIKA FAHATSIAROVANA (2014)

1 728 208

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara