FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w15 15/10 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
  • Lohatenikely
  • LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
  • LAHATSORATRA FIANARANA
  • HO HITANAO ATO KOA
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
w15 15/10 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

15 Oktobra 2015

© 2015 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:

30 NOVAMBRA 2015–6 DESAMBRA 2015

Hitanao ve hoe Manampy Anao ny Tanan’i Jehovah?

PEJY 4

7-13 DESAMBRA 2015

“Ampitomboy ny Finoanay”

PEJY 9

14-20 DESAMBRA 2015

Mifantoha Amin’ny Fanompoana An’i Jehovah

PEJY 18

21-27 DESAMBRA 2015

Saintsaino Foana ny Tenin’i Jehovah sy ny Zavatra Noforoniny

PEJY 23

LAHATSORATRA FIANARANA

▪ Hitanao ve hoe Manampy Anao ny Tanan’i Jehovah?

▪ “Ampitomboy ny Finoanay”

Hianarantsika ao amin’ny lahatsoratra voalohany hoe inona no porofo fa manampy antsika i Jehovah, ary inona no hanampy antsika hanaiky an’izany. Ilay faharoa kosa hiresaka hoe tena ilaina ny finoana raha te ho voavonjy, ary hoe inona no azo atao mba hanatanjahana ny finoantsika sy hanaporofoana fa manam-pinoana isika.—Heb. 11:6.

▪ Mifantoha Amin’ny Fanompoana An’i Jehovah

▪ Saintsaino Foana ny Tenin’i Jehovah sy ny Zavatra Noforoniny

Be dia be izao ny zavatra mahavariana. Inona no hanampy antsika tsy ho variana amin’ny zavatra tsy tena ilaina fa hifantoka foana amin’ny fanompoana an’i Jehovah? Ary inona no hanampy antsika handray soa rehefa mamaky ny Tenin’Andriamanitra? Hiresaka momba izany ireo lahatsoratra ireo.

HO HITANAO ATO KOA

3 “Hajao Hatrany” ny Olona toy Ireny

14 Tsy Nanenenany ny Safidy Nataony Tamin’izy Tanora

28 Ny Manakaiky An’Andriamanitra no Tsara Amiko

30 “Mino ny Teny Rehetra Reny Ireo Mbola Tsy dia Nandia Fiainana”

FONONY: Rahalahy iray mitarika fivoriana alohan’ny fanompoana, any Sainte-Hélène, tanàna kely amoron-tsiraka any Tasmania

TASMANIA, AOSTRALIA

MPONINA

514 800

FIANGONANA

24

MPITORY

1 779

MPITORY 1 ISAKY NY MPONINA

289

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara